LyricFind Logo
LyricFind Logo
Profile image icon
Lyric cover art

Mood Masoandro

Apple Music logo
Deezer logo
Spotify logo
Lyrics
Mandrakizay Zah hoento anarakanao
Aza avela fa tsy masaraka anao
Tsy Kara taloha Zah fa Efa niova niova fo
Ano foagna no masaka ato Andoha
Aiko fa Zah animao, maro tsy tanisana raha tsy nety natao
Fa niany Zah fa niova Mbo miangavy ah Aza avela
Tsisy ano mijaly Zah many irery
Rah Tsisy anao Zah Maty e (Lego)
Maty e, ny ady am fiainana me mafy e, mafy loha miseo manao anao fa tsy matanty e
Androany zah milela-paladia fa tsy mavandy e
Efa niodina sy niezaka ah nitady e
Nikaroka ze mety hasolo anao sy hanambitamby ah
Fa Tsy misy nata araika foana mitovy aminao
Aza avelanao Zah fa mila anao isan'andro
Ny feonao no tsaroako refa mody masoandro
Aza avelanao Zah fa mila anao isan'andro
Ato antsaiko Efa tsy misy afa tsy ianao irery e!!
Ianao Ianao, ianao iny
Ianareo irery e
Ianao irery foana no mameno ny saiko o
Izay mety toetrako fomba fanao fahiny hovaiko o(Oke)
Tsy mila zavatra hafa na olon-kafa fa ianao fona no ilaiko o
Ianao ihany no mibaiko ahyy...
Rah Tsisy anao Zah Maty e Maty e
Ny ady am fiainana me mafy e mafy loha miseo manao anao fa tsy matanty e
Androany zah milela-paladia fa tsy mavandy e
Efa niodina sy niezaka ah nitady e
Nikaroka ze mety hasolo anao sy hanambitamby ah
Fa Tsy misy nata araika foana mitovy aminao
Aza avelanao Zah fa mila anao isan'andro
Ny feonao no tsaroako refa mody masoandro
Aza avelanao Zah fa mila anao isan'andro
Ato antsaiko Efa tsy misy afa tsy ianao irery e!!
Ianao Ianao, ianao iny
Ianareo irery e
Ianao irery

WRITERS

Fandresena Fandresena

PUBLISHERS

Lyrics © O/B/O DistroKid

Share icon and text

Share


See A Problem With Something?

Lyrics

Other

LyricIQ Analysis

Top Emotion

Sadness

Sentiment
Thumbsup Icon
Theme

None