Everyday m'sacre aho mitady Money
Vavan'reo ho takona, d'hiteny ny mona
Ny saina tsy natao mandry fa nalefa lavitra any
Tsapako Iza no izy de Iza saika amandrika ahy
Lalampiainana efa kobonay fa Hard
Akama vitsy no kobo hoe Real sy afaka hanavotr'ahy
Aza sakananao nofinay so lemana
Tsy zakanao mahita anay hoe dembany
Dealos ve no i-dealenao? So nao vendrana
Lourd lotra ny filatsaka, tandremo ary sao enjerany
Tsapanao hoe hafa mintsy ny hery amiko
Indray andro any tsy maintsy mbola ho fata-daza
Tsy atao mahakivy an'i bofy na nanata bava
Akaiky ny fahombiazana asiko hazakazaka
Mila tafa bitch alohan'ny tena ho razana
I'm sorry mama noho ny ditra
Risqueko ny hoavy na mety hoe ampidy
Tsy te ampahory anao anaty fijaliana
Tsy te ampibaby fijaliana sy fahoriana
Indray Andro ny androko tsy maintsy hamiratra
Ho reharehan'ny fram tsy maintsy ho mild
Everyday m'sacre aho mitady Money
Vavan'reo ho takona, d'hiteny ny mona
Ny saina tsy natao mandry fa nalefa lavitra any
Tsapako Iza no izy de Iza saika amandrika ahy
Lalampiainana efa kobonay fa Hard
Akama vitsy no kobo hoe Real sy afaka hanavotr'ahy
Aza sakananao nofinay so lemana
Tsy zakanao mahita anay hoe dembany
Mandeha irery aho nefa mandeha mafy
Ireo mpitsikera anefa tsy ampy ahy akory
Ainao ny life aty fa criminal
Dia rehefa alina aho tsy mahita tory
Mama don't cry, aza manahy fa Pray for Me
Miasa mangina, asa rahoviana
Fotoana mandeha mafy tandremo fa sao variana
Izaho manantena, asa rahoviana
Ny fandresena ni**a tsy maintsy ho sovaliana
Laissez-moi dans ma bulle
T'inquiète moi je vise le milli
Everyday izaho mi-fly away am' BDV
Everyday izaho mi-Pray fa tsy manao dégât
Everyday m'sacre aho mitady Money
Vavan'reo ho takona, d'hiteny ny mona
Ny saina tsy natao mandry fa nalefa lavitra any
Tsapako Iza no izy de Iza saika amandrika ahy
Lalampiainana efa kobonay fa Hard
Akama vitsy no kobo hoe Real sy afaka hanavotr'ahy
Aza sakananao nofinay so lemana
Tsy zakanao mahita anay hoe dembany